auto save
This commit is contained in:
parent
97e3831112
commit
4a3c74e27d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 25 \v 26 Nivôlagna Izy tamin-jareo: "Mboala tsy novakinareo moa raha nanon'i Davida koafa tao agnatiny tsy fahampiagna sindraiky tihinagna izy_avakeo reo lalahy niaraka tamininazy nanakôry ny fomba nitsoforany tao antragnon-jagnahary tamin'andron'i Abiatara mpisôronabe, kay nihinagna ny mofon'ny fanantraihagna, lehy tsy magnara-dalàgna na amin-jovy na amin-jovy ny mihinagn'azy afa tsy ny mpisôrogno, aveo mbôla nagnamiazany maromaro reo lehy niaraka taminazy.
|
||||
\v 25Nivôlagna Izy tamin-jareo: "Mboala tsy novakinareo moa raha nanon'i Davida koafa tao agnatiny tsy fahampiagna sindraiky tihinagna izy_avakeo reo lalahy niaraka tamininazy_\v 26nanakôry ny fomba nitsoforany tao antragnon-jagnahary tamin'andron'i Abiatara mpisôronabe, kay nihinagna ny mofon'ny fanantraihagna, lehy tsy magnara-dalàgna na amin-jovy na amin-jovy ny mihinagn'azy afa tsy ny mpisôrogno, aveo mbôla nagnamiazany maromaro reo lehy niaraka taminazy.
|
Loading…
Reference in New Issue