From 4a21a692e92be73a58054154cf4b4352cbfbb573 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD107 <> Date: Thu, 17 Oct 2019 04:39:16 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 06/48.txt | 2 +- 06/53.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/06/48.txt b/06/48.txt index f17df0ae..90453364 100644 --- a/06/48.txt +++ b/06/48.txt @@ -1 +1 @@ -\v 48 \v 49 \v 50 Zareo aviteo hitany fa tegna nijaly namily ny lakagna, satria namaly zareo nafy ny rivotro. Tokony tamin'ny laira fiambesagna ny faha efatra ny aligny nandeha tamin[jareo izy salakady nandeha teo ambonin'ny ranomasina, ary managna fikasagna handalo amin-jareo izy. Izy koa fa hitan-jareo tambonin'ny ranomasigny izy, ambory zareo satria nantan-jareo lôlô, niafatrafatra zareo, satria nahita azy salakady ambory. Ingy edy haila nivola tamin-jareo izy: "Matokisa! Fa zaha fogna tô! Aza ambory!" \ No newline at end of file +\v 48 Zareo aviteo hitany fa tegna nijaly namily ny lakagna, satria namaly zareo nafy ny rivotro. Tokony tamin'ny laira fiambesagna ny faha efatra ny aligny nandeha tamin[jareo izy salakady nandeha teo ambonin'ny ranomasina, ary managna fikasagna handalo amin-jareo izy. \v 49 Izy koa fa hitan-jareo tambonin'ny ranomasigny izy, ambory zareo satria nantan-jareo lôlô, niafatrafatra zareo,\v 50 satria nahita azy salakady ambory. Ingy edy haila nivola tamin-jareo izy: "Matokisa! Fa zaha fogna tô! Aza ambory!" \ No newline at end of file diff --git a/06/53.txt b/06/53.txt index 1345f228..d20c3ae9 100644 --- a/06/53.txt +++ b/06/53.txt @@ -1 +1 @@ -Zareo koa homby tandafirô. dia tonga tao Genesareta zareo. Aveo zareo koa fa nijotso avy tamboniny lakagna, tonga de hain'ologno, kay nilomoay nagnairany faritry jiaby zareo, aviteo ninday ologno narary tamin'ny koboany tamin'ny tany jiaby narignesanjareo azy. \ No newline at end of file +\v 53 \v 54 \v 55 Zareo koa homby tandafirô. dia tonga tao Genesareta zareo. Aveo zareo koa fa nijotso avy tamboniny lakagna, tonga de hain'ologno, kay nilomoay nagnairany faritry jiaby zareo, aviteo ninday ologno narary tamin'ny koboany tamin'ny tany jiaby narignesanjareo azy. \ No newline at end of file