diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index bba81dba..e2cf4c9d 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Aveo nanomboka nampianatra teo morondranomasigny koa izy, avakeo nisy ologno maro nivory nikodidigny azy. Nitsofotro tao agnatin'ny lakagna teo amin'ny ranomasigny izy, avakeo nantotry tao amin'ny lakagna izy. Ologno jiaby ndraiky nantotry teo sisin-dranomasigny. Nagnampianatra zareo raha maro tamin'ny fagnoharagna izy, avakeo tao amin'ny fampianarany, dia tô raha nikoragniny taminjareo. \ No newline at end of file +\v 1 Aveo nanomboka nampianatra teo morondranomasigny koa izy, avakeo nisy ologno maro nivory nikodidigny azy. Nitsofotro tao agnatin'ny lakagna teo amin'ny ranomasigny izy, avakeo nantotry tao amin'ny lakagna izy. Ologno jiaby ndraiky nantotry teo sisin-dranomasigny. Nagnampianatra zareo raha maro tamin'ny fagnoharagna izy, avakeo tao amin'ny fampianarany, dia tô raha nikoragniny taminjareo. \ No newline at end of file