From 4836aa4ff3cd94e5284256b218c35ad3e742e0ac Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Thu, 17 Oct 2019 01:58:21 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 04/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt index 12cfc65f..85e85c57 100644 --- a/04/10.txt +++ b/04/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 12 Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ologno nariny azy aveo ireo mpianany aroa ambinifolo. \v 11 Ninainagn'izy taminjareo hoe: " Areo no ologno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ologno akagny velany agny dia ohatra aby, mbô amin'ny fotoagna hijerevan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file +\v 10 Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ôlogno nariny azy avakeo ireo mpianany aroa ambinifôlo. \v 11 Ninainagn'izy taminjareo hoe: " Areo no ologno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ologno akagny velany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hijerevan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file