diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt index 12cfc65f..85e85c57 100644 --- a/04/10.txt +++ b/04/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 12 Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ologno nariny azy aveo ireo mpianany aroa ambinifolo. \v 11 Ninainagn'izy taminjareo hoe: " Areo no ologno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ologno akagny velany agny dia ohatra aby, mbô amin'ny fotoagna hijerevan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file +\v 10 Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ôlogno nariny azy avakeo ireo mpianany aroa ambinifôlo. \v 11 Ninainagn'izy taminjareo hoe: " Areo no ologno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ologno akagny velany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hijerevan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file