diff --git a/01/32.txt b/01/32.txt index fe58115c..d38abd04 100644 --- a/01/32.txt +++ b/01/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 Tamin'io aligny io, tafaran'ny maty masaova, dia nihentinjareo tamin'Azy lehy marary jiaby na misy masantôko. \v 33 Tafivory niaraka teo am-baravaragna ny tao antanagna jiaby. \v 34 Nampahivagna ôlogno maro lehy nararin' ny aretigny maro isan-karazany Izy ary nandroaka masantôko maro, fao tsy navelany hivolagna ireo masatôko satria nahay Azy zareo. \ No newline at end of file +\v 32 Tamin'io aligny io, tafaran'ny maty masaova, dia nihentin-jareo tamin'Azy lehy marary jiaby na misy masantôko. \v 33 Tafivory niaraka teo am-baravaragna ny tao antanagna jiaby. \v 34 Nampahivagna ôlogno fôntry lehy nararin' ny aretigny maro isan-karazany Izy ary nandroaka masantôko maro, fao tsy navelany hivolagna reo masatôko satria nahay Azy zareo. \ No newline at end of file