Thu Oct 17 2019 10:14:09 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 10:14:09 -04:00
parent 1fdc45b42a
commit 44b8abd550
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Avy Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avy eo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. \v 5 Ny tanin'ny Joda jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia tonga nagnatogno azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôry ny jordana zareo, kofa nagneky ny fahadisoany. \v 6 Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimbôko agnandilany, avy eo mendry ndraiky fandrama no hoaniny.
\v 4 Avy Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avy eo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. \v 5 Ny tanin'ny Joda jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia tonga nagnatogno azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôry ny jordana zareo, kofa nagneky ny fahadisoany. \v 6 Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimbôko hôditry t'agnandilany, avy eo mendry ndraiky fandrama no hoaniny.