auto save
This commit is contained in:
parent
b4a1b2a317
commit
42f6da10e5
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 ialàny toeragna misy azy io kay nody tagny amin'ny tanindrazagnanazy izy, aviteo nagnaraka aza aby mpianatranazy. \v 2 Izy koa fa tonga ny andro Sabata, nagnampianatra tao amin'ny Synagoga izy. Fontry ny ologno nitandregny azy salakady gaga koa zareo. Nivolagna zareo aviteo: "Mbô avy aiza eky azahoany fampianaragna magnanjany?" "Avakeo mbô zovy koa nagnameo azy zany fahendriagny zany?" "Avakeo koa fahagagagna aby tsabony tagnagnanazy reo?" \v 3 "Tsy ngiaha mpandrafitra igny mô io, ny araiky zanaka Marie sy ndraiky rahalahin'ny Jakoba aveo Josefa sy Jodasy avakeo Simona? Avakeo tsy miaraka amintsika eto mô rokivaviny regny? Vignitry tamin'ny jesôsy zareo aviteo.
|
||||
\v 1 ialàny toeragna misy azy io kay nody tagny amin'ny tanindrazagnanazy izy, aviteo nagnaraka aza aby mpianatranazy. \v 2 Izy koa fa tonga ny andro Sabata, nagnampianatra tao amin'ny Synagoga izy. Fôntry ny ologno nitandregny azy salakady gaga koa zareo. Nivôlagna zareo aviteo: "Mbô avy aiza eky azahoany fampianaragna magnanjany?" "Avakeo mbô zovy koa nagnameo azy zany fahendriagny zany?" "Avakeo koa fahagagagna aby tsabony tagnagnanazy reo?" \v 3 "Tsy ngiaha mpandrafitra igny mô io?, ny araiky zanaka Marie sy ndraiky rahalahin'ny Jakoba aveo Josefa sy Jodasy avakeo Simona? Avakeo tsy miaraka amintsika eto mô rokivaviny regny? Vignitry tamin'ny jesôsy zareo aviteo.
|
Loading…
Reference in New Issue