diff --git a/13/24.txt b/13/24.txt index 89c7f9d1..2df19ea6 100644 --- a/13/24.txt +++ b/13/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24Naifa afaran'ny favoazagn'reo andro reo, hahay mahizigny fogna masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, \v 25aveo lakintagna hiraraka avy amboniny lagnitry, avakeo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. \v 26Kay ho hitan-jareo zanak'ôlogno avy amin'ny rôndro amin'ny angôvo gaida sidraiky voninahitra. \v 27 Avakeo hagniraka anjely Izy hamôry miaraka amin'ny ôlogno voafidiny avy ankagny amin'ny vazan-tany efatra, avy ankagny amin'ny farany tany bariky ankagny amin'ny farany lagnitra. \ No newline at end of file +\v 24Naifa afaran'ny favoazagn'reo andro reo, hahay mahizigny ny masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, \v 25aveo lakintagna hiraraka avy amboniy lagnitry, avakeo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. \v 26Kay ho hitan-jareo zanak'ôlogno avy amin'ny rôndro amin'ny angôvo gaida sidraiky voninahitra. \v 27 Avakeo hagniraka anjely Izy hamôry miaraka amin'ny ôlogno voafidiny avy ankagny amin'ny vazan-tany efatra, avy ankagny amin'ny farany tany bariky ankagny amin'ny farany lagnitra. \ No newline at end of file