diff --git a/05/33.txt b/05/33.txt index 33d01595..e0ece444 100644 --- a/05/33.txt +++ b/05/33.txt @@ -1 +1 @@ -\v 33 Lehy vaiavy, nahay zay raha nitranga taminazy, dia natahotro aveo nangitakitaka. Lôsogno izy aveo niondriky teo alohaka jesôsy kay nivolagna tamin'Azy ny marigny jiaby. \v 34 Dia nivolagna Jesôsy tamin'azy hoe: "Zanako ny finoagnanao no nampahivagna anao. Mandihàna amin'ny fiadanagna ary mahivàgna amin'ny aretigny nao." \ No newline at end of file +\v 33 Lehy vaiavy, nahay zay raha nitranga taminazy, dia natahotro aveo nangitakitaka. Lôsogno izy avakeo niantoraka talohaka Jesôsy kay nivolagna tamin'Azy ny marigny jiaby. \v 34 Dia nivolagna Jesôsy tamin'azy hoe: "Zanako ny finoagnanao no nampahivagna anao. Mandihàna amin'ny fiadanagna ary mahivàgna amin'ny aretigny nao." \ No newline at end of file