diff --git a/01/29.txt b/01/29.txt index f46538a4..7477ca0d 100644 --- a/01/29.txt +++ b/01/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 29 Koafa avy niboaka ny synagoga, dia homby tan-tragnon'i Simona ndraiky Andrea zareo, mboany Jakoba ndraiky Jaona. \v 30 Ary ny rafozam-bavin'i Simona nararin'ny tazogno, kay nivolagnin-jareo tamin'i Jesôsy ny mahakasika azy. \v 31 Dia nagnatogno Izy, kay nanambotro azy tamin'ny tagnany, ary nagnako azy; dia niala ny tazony, ary nanomboko nanompo Azy zareo. \ No newline at end of file +\v 29 Koafa avy niboaka ny synagoga, dia homby tantragnon'i Simona ndraiky Andrea zareo, niarak tamin'i Jakoba ndraiky Jaona. \v 30 Ary ny rafozam-bavin'i Simona nararin'ny tazogno, kay nivolagnin-jareo tamin'i Jesôsy ny mahakasika azy. \v 31 Dia nagnatogno Izy, kay nanambotro azy tamin'ny tagnany, ary nagnako azy; dia niala ny tazony, ary nanomboko nanompo Azy zareo. \ No newline at end of file