diff --git a/10/01.txt b/10/01.txt index a7d8dd66..e7153ce7 100644 --- a/10/01.txt +++ b/10/01.txt @@ -1 +1 @@ -Nala teo amin'ny zany toragan zany Jesôsy, avy eo nandaiha tagny amin'ny faritr'i Jodia ndraiky tagny amin'ny faritra ambanin'ny reniranon'i Jordana, avy eo nandaiha taminazy ndraiky ny vahaoka. Ary araka ny fatany, dia nampianatra zareo ndraiky Izy. Aveo nagnontany Azy zareo fariseo mbô hitsapa Azy kay nagnontany hoe: "Ara-dàlagna amin'ny lalahy moa misaraka amin'ny vadiny?" Namaly Izy hoe: "Ino moa raha nandidian'i Mosesy areo?" Nivolagna zareo: "Mosesy dia nagnambela lalahy araiky \ No newline at end of file +Nala teo amin'ny zany toragan zany Jesôsy, avy eo nandaiha tagny amin'ny faritr'i Jodia ndraiky tagny amin'ny faritra ambanin'ny reniranon'i Jordana, avy eo nandaiha taminazy ndraiky ny vahaoka. Ary araka ny fatany, dia nampianatra zareo ndraiky Izy. Aveo nagnontany Azy zareo fariseo mbô hitsapa Azy kay nagnontany hoe: "Ara-dàlagna amin'ny lalahy moa misaraka amin'ny vadiny?" Namaly Izy hoe: "Ino moa raha nandidian'i Mosesy areo?" Nivolagna zareo: "Mosesy dia nagnambela lalahy araiky hanoratra taratasy fagnamarinagna fisaraham-panambadiagna aveo \ No newline at end of file