auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-19 05:36:37 -04:00 committed by root
parent d40ac44874
commit 3e54d2797e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Dia nôdy tagny an-tragno Izy, avakeo niaraka tonga koa ny vahoaka, vokatra zany tsy nahaifa nihinagna zareo, koafa naharegny raha mikasiky zany ny fianakaviagna, dia niboaka zareo hangala Azy, satria nivolagnin-jareo hoe: "Very saigny Izy." Avakeo reo mpanoratra lalàgna lehy nijôtso avy tagny Jerosalama dia nivôlagna fa: "Pitrahan'i Belzeboba Izy", kay, "Amin'ny alalan'ny mpanapaka ny masantôko no androahany nymasantôko."
Dia nôdy tagny an-tragno Izy, avakeo niaraka tonga koa ny vahoaka, vokatra zany tsy nahaifa nihinagna zareo, koafa naharegny raha mikasiky zany ny fianakaviagna, dia niboaka zareo hangala Azy, satria nivolagnin-jareo hoe: "Very saigny Izy." Avakeo reo mpanoratra lalàgna lehy nijôtso avy tagny Jerosalama dia nivôlagna fa: "Pitrahan'i Belzeboba Izy", kay, "Amin'ny alalan'ny mpanapaka ny masantôko no androahany ny masantôko."

1
03/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Dia nantsôvini