auto save
This commit is contained in:
parent
d75f4ffd91
commit
3d75f0ad37
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Koafa nimpody tao Kapernaomy Izy afaka andro vitsivitsy, dia regny fa tan-tragno Izy. Fôntry tatô boe ny ôlogno nitangôrogno teo kay tsisy toeragna eky, nambaha antamiagna aby. Aveo nagnambara tamin-jareo Jesôsy.
|
||||
\v 1 Koafa nimpôdy tao Kapernaomy Izy afaka andro vitsivitsy, dia regny fa tan-tragno Izy.\v 2 Fôntry tatô boe ny ôlogno nitangôrogno teo kay tsisy toeragna eky, nambaha antamiagna aby. Aveo nagnambara tamin-jareo Jesôsy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Aviteo nisy lalahy fôntrifôntry nagnatogno azy zay nitakogno lalahy malaida araiky; izay nilanjain'ôlogno efa-dahy. Izy koafa tsy afaka nagnatogno Azy marikitry zareo hazony hafontriran'ôlogno, dia nalan-jareo ny tafontragno lehy teo ambonin'i Jesôsy, izy Koafa voasokatra zareo, dia najôtsonjareo ny koboany lehy nandriany lalahy malaida.
|
||||
\v 3 \v 4 Aviteo nisy lalahy fôntrifôntry nagnatogno azy zay nitakogno lalahy malaida araiky; izay nilanjain'ôlogno efa-dahy. Izy koafa tsy afaka nagnatogno Azy marikitry zareo hazony hafontriran'ôlogno, dia nalan-jareo ny tafontragno lehy teo ambonin'i Jesôsy, izy Koafa voasokatra zareo, dia najôtsonjareo ny koboany lehy nandriany lalahy malaida.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Izy koafa nahita ny finoagnan-jareo, dia nivôlagna Jesôsy tamin'ny lalahy malaida hoe: "Voavaila ny helokoa." Aviteo nisy sasany tamin-jareo mpanora-dalàgna nibidôko teo, kay nijagnomognomogno tamin-jareo hoe: "Nanakôry afahan'io lalahy io mivôlagna karaha zany? Mivôlan-dratsy izy! Tsy zagnahary zeraiky edy moa afaka mamotsotro heloka?"
|
||||
\v 5 \v 6 \v 7 Izy koafa nahita ny finoagnan-jareo, dia nivôlagna Jesôsy tamin'ny lalahy malaida hoe: "Voavaila ny helokoa." Aviteo nisy sasany tamin-jareo mpanora-dalàgna nibidôko teo, kay nijagnomognomogno tamin-jareo hoe: "Nanakôry afahan'io lalahy io mivôlagna karaha zany? Mivôlan-dratsy izy! Tsy zagnahary zeraiky edy moa afaka mamotsotro heloka?"
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Jesôsy nivôlagna hoe: "Ny Sabata dia notsaboigny ho an'ny zanak'ôlombelogno fa, zanak'ôlombelogno no ho Sabata. Kay noho zany, ny zanak'ôlogno tômpo
|
||||
Jesôsy nivôlagna hoe: "Ny Sabata dia notsaboigny ho an'ny zanak'ôlombelogno fa, zanak'ôlombelogno no ho Sabata. Kay noho zany, ny zanak'ôlogno tômpo, na dia ny Sabata aza."
|
Loading…
Reference in New Issue