Thu Oct 17 2019 17:21:07 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 17:21:07 -04:00
parent ec54d748bc
commit 3770b78887
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Avy eo nisy lalahy araiky tamin'ny sinagogan-jareo izay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino mo hifandraisanay aminao, ry Jesôsy avy agny Nazareta? Avy hagnapotiky zahay mo anao? Haiko hoe zôvy anao. Anao lehy Masin-Jagnahary" \v 25 Nivolagna mafy ny masantôko Jesôsy kay nagnano hoe: " Mangina ary miboaha aminazy" \v 26 Ary ny fagnahy ratsy nandavo azy ndraiky niboaka tamin'azy dia niantso tamin'ny feo mafy.
\v 23 Avy eo nisy lalahy araiky tamin'ny sinagogan-jareo izay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino mo hifandraisanay aminao, ry Jesôsy avy agny Nazareta? Avy hagnapotiky zahay mo anao? Haiko hoe zôvy anao. Anao lehy Masin-Jagnahary" \v 25 Nivolagna mafy ny masantôko Jesôsy kay nagnano hoe: " Mangina ary miboaha aminazy!" \v 26 Ary ny fagnahy ratsy nandavo azy ndraiky niboaka taminazy kay nagnantso tamin'ny feo mafy.

View File

@ -47,6 +47,7 @@
"01-16",
"01-19",
"01-21",
"01-23",
"01-27",
"01-29",
"01-32",