diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index 818c2981..8081c4a8 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Tamin'ny andro navian'i Jesôsy avy agny Nazareta tao Galilia no niboaka zany, avy eo natan'i Jaona batisa tamin'ny matsabôrin'ny jordana Izy. \v 10 Kofa niboaka tamin'ny rano Jesosy, dia hitany nisaokatra ny langitry avy eo nijôtso tamin'Azy mitovy amin'ny pizigny ny Fagnahy. \v 11 Avy eo nisy feo avy tagny andangitry nagnanjany: " Anao no Zanako tiako. Anao no sitrako." \ No newline at end of file +\v 9 Tamin'ny andro navian'i Jesôsy avy agny Nazareta tao Galilia no niboaka zany, avy eo natan'i Jaona batisa tamin'ny matsabôrin'ny jordana Izy. \v 10 Kofa niboaka tamin'ny rano Jesosy, dia hitany nisaokatra ny langitry avy eo nijôtso tamin'Azy mitovy amin'ny pizigny ny Fagnahy. \v 11 Avy eo nisy feo avy tagny andangitry nagnano hoe: "Anao no Zanako tiako. Anao no sitrako." \ No newline at end of file diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index a8459a34..7bc12fff 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Avy eo dia nidesinn'ny Fagnahy andeha agny anatany maty Jesosy. Efapolo andro Izy tagny antananimaty, nalain'ny masantôko fagahy. Nipaitraka niaraka tamin'ny bibidia Izy, avy eo nanompo Azy ireo anjely. \ No newline at end of file +\v 12 Avy eo dia nidesinn'ny Fagnahy andeha agny anatany maty Jesosy. \v 13 Efapolo andro Izy tagny antananimaty, nalain'ny masantôko fagahy. Nipaitraka niaraka tamin'ny bibidia Izy, avy eo nanompo Azy ireo anjely. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 04315364..75df01ea 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -38,6 +38,7 @@ "finished_chunks": [ "01-01", "01-04", - "01-07" + "01-07", + "01-09" ] } \ No newline at end of file