auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-22 07:48:38 -04:00 committed by root
parent ef99fe46ed
commit 357a3b917f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary mpisoronabe nitsangagna teo amin-jareo dia nagnontany an'i Jesôsy hoe: " Tsy managna raha hamaliagna moa anao? Ino zany hampangan'ny reto ôlogno reto zany?" Fa nangigny Izy salakady tsy namaly na ino na ino. Dia mboala nagnontany Azy koa ny mpisoronabe kay nagnan-jao: "Anao moa Kristy, Zanaka lehy voatahy? Dia nivôlagna Jesôsy hoe: " Zaho tatô boeny; ary ho hitanareo ny Zanak'ôlogno koafa mantotry akeo an-tagnagna ankaherin'ny angôvon-Jagnahary ndraiky avy
Ary mpisoronabe nitsangagna teo amin-jareo dia nagnontany an'i Jesôsy hoe: " Tsy managna raha hamaliagna moa anao? Ino zany hampangan'ny reto ôlogno reto zany?" Fa nangigny Izy salakady tsy namaly na ino na ino. Dia mboala nagnontany Azy koa ny mpisoronabe kay nagnan-jao: "Anao moa Kristy, Zanaka lehy voatahy? Dia nivôlagna Jesôsy hoe: " Zaho tatô boeny; ary ho hitanareo ny Zanak'ôlogno koafa mantotry akeo an-tagnagna ankaherin'ny angôvon-Jagnahary ndraiky avy akagny amin'ny