diff --git a/05/41.txt b/05/41.txt index d57c68e1..b8b5feb6 100644 --- a/05/41.txt +++ b/05/41.txt @@ -1 +1 @@ -\v 41 Nalainy ny tagnan'ny lehy zaza avakeo nivaolagna taminazy hoe: "Talita, Komy!" zay adika hoe: "Razazavavy, mivaolagna aminao Zaho, mitsangàna." \v 42 Niraka tamin'igny nitsangagna razazavavy, aveo nandaiha(Satria roa ambin'ny folo tagno izy). Gaga zareo. \v 43 Niraràny mafy zareo mbô tsy hisy na zôvy na zôvy hahay ny mahakasika zao. Aveo dia nirahiny namiagna hanigy razazavavy. \ No newline at end of file +\v 41 Nalainy ny tagnan'ny lehy zaza avakeo nivaolagna taminazy hoe: "Talita, Komy!" zay adika hoe: "Razazavavy, mivaolagna aminao Zaho, mitsangàna." \v 42 Niraka tamin'igny nitsangagna razazavavy, aveo nandaiha(Satria roa ambin'ny folo tagno izy). Tonga dia afa gaga zareo. \v 43 Naraovany mafy zareo mbô tsy hisy na zôvy na zôvy hahay ny mahakasika zao. Avakeo nirahiny namiagna hanigy lezazavavy. \ No newline at end of file