diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt index a9d4eb31..321dd44d 100644 --- a/03/07.txt +++ b/03/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Avakeo Jesôsy, niaraka tamin'ny reo mpianany, nandaiha an-dranomasigny, ary nisy vahoaka fôntry nagnaraka avy tagny Galilia sindraiky avy akagny Jodia \v 8 avakeo avy akagny Jerosalema sindraiky avy akagny Edoma ary baroko amin'ny matsabôrin'i jordana sindraiky magnodidigny Tyra ndraiky Sidona. Koafa naharegny mikasiky reo raha nitsabiny zareo, dia vaoaka fôntry nandaiha taminazy. \ No newline at end of file +\v 7Avakeo Jesôsy, niaraka tamin'ny reo mpianany, nandaiha an-dranomasigny, ary nisy vahoaka fôntry nagnaraka avy tagny Galilia sindraiky avy akagny Jodia \v 8avakeo avy akagny Jerosalema sindraiky avy akagny Edoma ary baroko amin'ny matsabôrin'i jordana sindraiky magnodidigny Tyra ndraiky Sidona. Koafa naharegny mikasiky reo raha nitsabiny zareo, dia vaoaka fôntry nandaiha taminazy. \ No newline at end of file