diff --git a/12/10.txt b/12/10.txt index 45bf71bb..25edb106 100644 --- a/12/10.txt +++ b/12/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 Tsy nivakinareo moa zao Soratra Masigny zao? 'Ny vato zay nilavin'ny mpagnorintragno, no natao vato fehizoro. \v 11 Avy tamin'i Tompo zany, ary dia mahaga eo amy masontsika." \v 12 Nizaha ny hanamboragna an'i jesôsy zareo, kanefa natahotra ny vahoaka, satria hain-jareo fao haanoheragna zareo no nivolagnany zany fagnoragna zany. Kay navelan-jareo Izy ary lôsogno nandeha zareo. \ No newline at end of file +\v 10 Tsy nivakinareo moa zao Soratra Masigny zao? 'Ny vato zay nilavin'ny mpagnorin-tragno, no natao vato fehizoro. \v 11 Avy tamin'ny Tômpo zany, ary dia mahagaga aeo amy masontsika." \v 12 Nizaha ny hanamboragna an'i jesôsy zareo, kanefa natahotra ny vahoaka, satria hain-jareo fao haanoheragna zareo no nivolagnany zany fagnoragna zany. Kay navelan-jareo Izy ary lôsogno nandeha zareo. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 84bf7ac5..4758b2cd 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -77,7 +77,6 @@ "12-04", "12-06", "12-08", - "12-10", "12-13", "12-16", "12-18",