diff --git a/05/18.txt b/05/18.txt index ee80b10d..a1d3ceb5 100644 --- a/05/18.txt +++ b/05/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 \v 20 Ary koafa hiakatra tao amin'ny lakagna Izy, dia niangavy tamin'Azy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko hiaraka amin'Azy. Kanaifa tsy nagnabela azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantarao amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 \v 20 Ary koafa hiakatra tao amin'ny lakagna Izy, dia niangavy tamin'Azy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko hiaraka amin'Azy. Kanaifa tsy nagnabela azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantarao amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby. \ No newline at end of file