From 2e45cccb6ae2ca4f7bb2d1918822b4f7cae2151f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Fri, 25 Oct 2019 05:11:59 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 11/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/01.txt b/11/01.txt index dd74b2ac..028b4e85 100644 --- a/11/01.txt +++ b/11/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Ary koafa nandaiha tagny Jerosalema zareo, dia narikitry an'i Betifaga ndraiky Betania,agny an-tampon-tanety Oliva, ary Jesôsy nagniraka aroa tamin-jareo mpianany 2 salakady nivaolagna tamin-jareo hoe: " Mandihiana amin'ny rô tanagna hely marikitra atsika rô. Izikoa tafatsôfotro akao areo, dia hahita zana-boriky araiky mbala tsy nitikignan'ologno. Vahao izy dia ndeso atô aminaha. \v 3 Izikoa misy ologno mivolagna aminaremo hoe: "Nagnino areo no magnano zao? " Dia atôvo hoe: " Misy ilavan'ny Tompo azy dia hampodiny malaky atô izy." \ No newline at end of file +\v 1 Ary koafa nandaiha tagny Jerosalema zareo, dia narikitry an'i Betifaga ndraiky Betania,agny an-tampon-tanety Oliva, ary Jesôsy nagniraka aroa tamin-jareo mpianany 2 salakady nivaolagna tamin-jareo hoe: " Mandihiana amin'ny rô tanagna hely marikitra atsika rô. Izy koa tafatsôfotro akao areo, dia hahita zana-boriky araiky mbala tsy nitikignan'ologno. Vahao izy dia ndeso atô aminaha. \v 3 Izikoa misy ologno mivolagna aminaremo hoe: "Nagnino areo no magnano zao? " Dia atôvo hoe: " Misy ilavan'ny Tompo azy dia hampodiny malaky atô izy." \ No newline at end of file