diff --git a/01/23.txt b/01/23.txt index 3c1ec6e9..57099cf3 100644 --- a/01/23.txt +++ b/01/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 Avy eo nisy lalahy araiky taminn'ny sinagaoganjareo izay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino mo hifandraisanay aminao, ry Jeôsy avy agny Nazareta? Avy hamotiky zahay mo anao? Haiko anao. Anao lehi-Masin'Jagnahary! \v 25 Nivolagna mafy ny masantiôko Jesôsy kè nagnano hoe: " Mangina ary miboaha amin'azy. \v 26 Ary ny fagnahy maloto nandavo azy avy eo niboaka tamin'azy dia niantso tamin'ny feo mafy. \ No newline at end of file +\v 23 Avy eo nisy lalahy araiky taminn'ny sinagaoganjareo izay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino mo hifandraisanay aminao, ry Jeôsy avy agny Nazareta? Avy hamotiky zahay mo anao? Haiko anao. Anao lehi-Masin'Jagnahary! \v 25 Nivolagna mafy ny masantiôko Jesôsy kè nagnano hoe: " Mangina ary miboaha amin'azy." \v 26 Ary ny fagnahy ratsy nandavo azy ndraiky niboaka tamin'azy dia niantso tamin'ny feo mafy. \ No newline at end of file