Fri Oct 18 2019 16:04:59 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 16:05:00 -04:00
parent c4211a0f8a
commit 2bb2ab9eeb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 42 \v 43 \v 44 Koafa avy ny haligny, satria andro fiomanagna, zay hoe, andro alaohaka sabata io, dia avy teo Josefa avy agny Armatia. Mpikambagna hajaigny ao amin'ny Synedriona izy, zay nandigny ny fanjakan-Jagnahary. Nanam-pahaizagna izy nandeha tagny amin'i Pilato hangataka fatin'i Jesôsy. Gaga Pilato hoe afa maty edy Jes
\v 42 \v 43 \v 44 Koafa avy ny haligny, satria andro fiomanagna, zay hoe, andro alaohaka sabata io, dia avy teo Josefa avy agny Armatia. Mpikambagna hajaigny ao amin'ny Synedriona izy, zay nandigny ny fanjakan-Jagnahary. Nanam-pahaizagna izy nandeha tagny amin'i Pilato hangataka fatin'i Jesôsy. Gaga Pilato hoe afa maty edy Jesôsy;