auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-17 04:19:34 -04:00 committed by root
parent 1402cac330
commit 262bc12c10
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na zôvy na zôvy no mifanohitry ny ariky amin-jare hely mino zaho re, dia tsara aminazy nyagnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. Koa tagnagnanao no mahatonga ana ho tafintôhigny, tapaho zany.Fa tasra amina no miditra kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsy tako zay managnagna tagnagna aroa, ary handaiha agy amin'ny helo, agny amin'ny môtro tsy mety vonogny. [Fagnamarignagna: ny fandikagna tegna tsara dia tsy maintsy ny fehefanteny agny amin'ny andininy faha 44 ndraiky faha 46]
Na zôvy na zôvy no mifanohitry ny ariky amin-jare hely mino zaho re, dia tsara aminazy nyagnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. Koa tagnagnanao no mahatonga ana ho tafintôhigny, tapaho zany.Fa tasra amina no miditra kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsy tako zay managnagna tagnagna aroa, ary handaiha agy amin'ny helo, agny amin'ny môtro tsy mety vonogny. [Fagnamarignagna: ny fandikagna tegna tsara dia tsy maintsy ny fehefanteny agny amin'ny andininy faha 44 ndraiky faha 46 magnan]