diff --git a/15/22.txt b/15/22.txt index 3d03be2d..00d17250 100644 --- a/15/22.txt +++ b/15/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 Nindesin-jareo miaramila tagny amin'ny tany antsôvigny hoe Golgota Jesôsy (Zay midika hoe "toeran'ny karandoha"). \v 23 Namianjareo divaigny nifangaro miora Izy, fa tsy nisotro zany Izy. \v 24 Dia nohomboan-jareo Izy ary nifampizaran-jareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiagnany mbô hahalalagna zay ampahany raisin'ny miaramila tsiraikiraiky. \ No newline at end of file +\v 22 Nindesin-jareo miaramila tagny amin'ny tany antsôvigny hoe Golgota Jesôsy (Zay midika hoe "Toeran'ny karandoha"). \v 23 Namianjareo divaigny nifangaro miora Izy, fa tsy nigiaka zany Izy. \v 24 Dia nohomboan-jareo Izy ary nifampizaran-jareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiagnany mbô hahalalagna zay ampahany raisin'ny miaramila tsiraikiraiky. \ No newline at end of file