auto save
This commit is contained in:
parent
f9ae6e10e5
commit
1c696e33a8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nivolagna Jesôsy tamin'ny lehy maty tàgnagna hoe: "Mitsangana avakeo mijoroa aketo agnivon'ôlogno jiaby aketo." Dia nivôlagna tamin'ôlogno Izy hoe: "Araka ny lalàgna moa ny mitsabo raha tsara amin'ny andro Sabata sa ny magnano ratsy; ny magnavotro aigny, saha ny mahafaty?" Naifa zareo tsy tafivôlagna.
|
||||
\v 3 \v 4 Nivolagna Jesôsy tamin'ny lehy maty tàgnagna hoe: "Mitsangana avakeo mijoroa aketo agnivon'ôlogno jiaby aketo." Dia nivôlagna tamin'ôlogno Izy hoe: "Araka ny lalàgna moa ny mitsabo raha tsara amin'ny andro Sabata sa ny magnano ratsy; ny magnavotro aigny, saha ny mahafaty?" Naifa zareo tsy tafivôlagna.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nizaha zareo tamin'ny havigniragna Jesôsy, avakeo nahalelo Izy nohon'ny hamafin'ny fôn-jareo, dia nivôlagna tamin’ny lehy lalaha Izy hoe: "Vavaro ny tagnagnao." Dia nivavarany lehy lalaha ny tagnany kay nahivagna. Niboaka reo fariseo avakeo nivôrivôry malaky niaraka tamin'ny Herodiana hizaha fomba hamonoagna azy.
|
||||
\v 5 \v 6 Nizaha zareo tamin'ny havigniragna Jesôsy, avakeo nahalelo Izy nohon'ny hamafin'ny fôn-jareo, dia nivôlagna tamin’ny lehy lalaha Izy hoe: "Vavaro ny tagnagnao." Dia nivavarany lehy lalaha ny tagnany kay nahivagna. Niboaka reo fariseo avakeo nivôrivôry malaky niaraka tamin'ny Herodiana hizaha fomba hamonoagna azy.
|
Loading…
Reference in New Issue