auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-22 10:08:31 -04:00 committed by root
parent e64918b359
commit 1c59f024ec
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 66 \v 67 \v 68 Ary raha teo ambany teo amin'ny banja Petera, dia nagnatogno azy ny araiky tamin-jareo mpanompo vaiavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsangagna namindro teo amin'ny môtro izy, dia nizahavany marikitry. Dia nivôlagna izy tamin'azy hoe: "Anao koa mboa niaraka tamin'ny lehy Nazarena Jesôsy." Fa izy tsy nagneky zany, nagnan-jao: "Tsy haiky salakady tsy azoko raha koragninareo zany." Avakeo lôsogno niala ny banja izy. [Fagnamariahagna: reo fandikagna sasany magnampy hoe: "Dia nagneno ny akôho," fa reo fandikagna talôha tegna tsara dia tsisy io teny io.]
\v 66 Ary raha teo ambany teo amin'ny banja Petera, dia nagnatogno azy ny araiky tamin-jareo mpanompo vaiavin'ny mpisoronabe. \v 67 Nahita an'i Petera nitsangagna namindro teo amin'ny môtro izy, dia nizahavany marikitry. Dia nivôlagna izy tamin'azy hoe: "Anao koa mboa niaraka tamin'ny lehy Nazarena Jesôsy." \v 68 Fa izy tsy nagneky zany, nagnan-jao: "Tsy haiky salakady tsy azoko raha koragninareo zany." Avakeo lôsogno niala ny banja izy. [Fagnamariahagna: reo fandikagna sasany magnampy hoe: "Dia nagneno ny akôho," fa reo fandikagna talôha tegna tsara dia tsisy io teny io.]

View File

@ -1 +1 @@
Fa nanomboko nagnôzon-taigna sady nifanta izy hoe: "Tsy haiky zany lalahy koragninareo zany." Ary niaraka tamin-jany dia nagneno ampagnindroany ny akôho. Avakeo dia nahatsiaro ny koragnan'i Jesôsy tamin'azy Petera hoe: "Mboala tsy magneno indroa aby ny akôho , dia afa intelo magnano tsy mahay Zaho anao," Dia nalahelo fatatra izy salakady nitomoagny.
\v 71 \v 72 Fa nanomboko nagnôzon-taigna sady nifanta izy hoe: "Tsy haiky zany lalahy koragninareo zany." Ary niaraka tamin-jany dia nagneno ampagnindroany ny akôho. Avakeo dia nahatsiaro ny koragnan'i Jesôsy tamin'azy Petera hoe: "Mboala tsy magneno indroa aby ny akôho , dia afa intelo magnano tsy mahay Zaho anao," Dia nalahelo fatatra izy salakady nitomoagny.