diff --git a/11/07.txt b/11/07.txt index 441e062d..ed30287e 100644 --- a/11/07.txt +++ b/11/07.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy. Fôntry ny ologno namailatra ny lambanazy tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha. Zareo zay nandaihateo alohakanazy ndraiky zareo nagnaraka azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lay araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. Deraigny ny fanjakagna ho avin'i Davida babantsika! Hosana agny amin'ny taigna agnambo \ No newline at end of file +\v 7 \v 10 Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy.\v 8 Fôntry ny ologno namailatra ny lambanazy tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha.\v 9 Zareo zay nandaihateo alohakanazy ndraiky zareo nagnaraka azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lay araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. Deraigny ny fanjakagna ho avin'i Davida babantsika! Hosana agny amin'ny taigna agnambo! " \ No newline at end of file