diff --git a/15/31.txt b/15/31.txt index 6541b588..2a26a526 100644 --- a/15/31.txt +++ b/15/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, niaraka tamin-jareo mpanaoratra làlagna, ary nivaolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotro ny haigniny. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'iIsraely, hirorogna avy akeo amin'ny hazofijaliagna, biaka hitanay ary hinoanay," avakeo zareo nihombogny niaraka taminazy koa dia nankalaifaka Azy. \ No newline at end of file +\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, niaraka tamin-jareo mpanaoratra làlagna, ary nivaolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotro ny haigniny. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'iIsraely, hirorogna avy akeo amin'ny kakazofijaliagna, biaka hitanay ary hinoanay," avakeo zareo nihombogny niaraka taminazy koa dia nankalaifaka Azy. \ No newline at end of file diff --git a/15/33.txt b/15/33.txt index d17dd861..efcf15f1 100644 --- a/15/33.txt +++ b/15/33.txt @@ -1 +1 @@ -\v 33 Tamin'ny laira faha enigny, dia homby tamin'ny tany jiaby ny hizigny hatramin'ny laira fahasivy. \v 34 Ary tamin'ny laira fahasivy zany dia nangaiky tamin'ny feo mafy Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, lamà Sabakintany?" zay antsôvigny hoe: " Zagnahary, Zagnahary, nagnino moa Anao nahafo Zaho? \v 35 Ny sasany tamin-jareo zay nitsangagna teo naharegny vaolagnanazy kay nivaolagna hoe: " Zahavo, magnantso an'i Elia Izy." \ No newline at end of file +\v 33 Tamin'ny laira faha enigny, dia homby tamin'ny tany jiaby ny hizigny hatramin'ny laira fahasivy. \v 34 Ary tamin'ny laira fahasivy zany dia nangaiky tamin'ny feo mafy Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, lamà Sabakintany?" zay antsôvigny hoe: " Zagnahary, Zagnahary, nagnino moa Anao nahafo Zaho? \v 35 Ny sasany tamin-jareo zay nitsangagna teo naharegny vaolagnanazy kay nivaolagna hoe: "'Zahavo, magnantso an'i Elia Izy." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 441c8cb0..84bf7ac5 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -103,6 +103,7 @@ "15-25", "15-29", "15-31", + "15-33", "15-36", "15-39", "15-42",