auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-25 03:31:20 -04:00 committed by root
parent 57c45283e2
commit 18981b348b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 39Izy aviteo nagnirako ôlogno jiaby hantotry mitrôkotrôko amin'ny ahitra mahitso.\v 40 Zareo aviteo nantotry araka amin'ny trôkony; tokony dimampôlo ambiny zato zareo. \v 41 Nalainy mofo dimy sindraiky lako aroa, aviteo nizaha lagnitry Izy salakady nankasitraka aveo nagnamia mofo tamin'ny mpianatra nazy mba hagnamezan-jareo azy amin'ôlogno. Aveo lako dimy koa norasaigny tamin-jareo aby.
\v 39Aviteo nagnirako ôlogno jiaby hantotry mitrôkotrôko amin'ny ahitra mahitso.\v 40 Zareo aviteo nantotry araka amin'ny trôkony; tokony dimampôlo ambiny zato zareo. \v 41 Nalainy mofo dimy sindraiky lako aroa, aviteo nizaha lagnitry Izy salakady nankasitraka aveo nagnamia mofo tamin'ny mpianatra nazy mba hagnamezan-jareo azy amin'ôlogno. Aveo lako dimy koa norasaigny tamin-jareo aby.