Thu Oct 17 2019 10:28:09 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 10:28:10 -04:00
parent e16fd36f54
commit 18490e4950
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Tamin'ny andro navian'i Jesôsy avy agny Nazareta tao Galilia no niboaka zany, avy eo natan'i Jaona batisa tamin'ny matsabôrin'ny jordana Izy. \v 10 Izy kofa niala tamin'ny rano Jesosy, dia hitany nisokatra ny langitry avy eo nijôtso tamin'Azy mitovy amin'ny pizigny ny Fagnahy. \v 11 Avy eo nisy feo avy tagny andangitry nagnanjany: " Anao no Zanako tiako. Anao no sitrako."
\v 9 Tamin'ny andro navian'i Jesôsy avy agny Nazareta tao Galilia no niboaka zany, avy eo natan'i Jaona batisa tamin'ny matsabôrin'ny jordana Izy. \v 10 Kofa niboaka tamin'ny rano Jesosy, dia hitany nisaokatra ny langitry avy eo nijôtso tamin'Azy mitovy amin'ny pizigny ny Fagnahy. \v 11 Avy eo nisy feo avy tagny andangitry nagnanjany: " Anao no Zanako tiako. Anao no sitrako."