diff --git a/15/42.txt b/15/42.txt index 35704f4f..9fe8c31c 100644 --- a/15/42.txt +++ b/15/42.txt @@ -1 +1 @@ -\v 42 Koafa avy ny haligny, satria andro fiomanagna, zay hoe, andro alaohaka sabata io, \v 43 dia avy teo Josefa avy agny Armatia. Mpikambagna hajaigny ao amin'ny Synedriona izy, zay nandigny ny fanjakan-Jagnahary. Nanam-pahaizagna izy nandeha tagny amin'i Pilato hangataka fatin'i Jesôsy. \v 44 Gaga Pilato hoe afa maty edy Jesôsy; \ No newline at end of file +\v 42 Koafa avy ny haligny, satria andro fiomanagna, zany hoe, andro alaohaka sabata io, \v 43 dia avy teo Josefa avy agny Armatia. Mpikambagna hajaigny ao amin'ny Synedriona izy, zay nandigny ny Fanjakagnan-Jagnahary. Nanam-pahaizagna izy nandeha tagny amin'i Pilato hangataka fatin'i Jesôsy. \v 44 Gaga Pilato hoe afa maty edy Jesô \ No newline at end of file