auto save
This commit is contained in:
parent
f477838fa4
commit
1402cac330
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Na zôvy na zôvy no mifanohitry ny ariky amin-jare hely mino zaho re, dia tsara aminazy nyagnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. Koa tagnagnanao no mahatonga ana ho tafintôhigny, tapaho zany.Fa tasra amina no miditra kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsy tako zay managnagna tagnagna aroa, ary handaiha agy amin'ny helo, agny amin'ny môtro tsy mety vonogny. [Fagnamarignagna: ny fandikagna tegna tsara]
|
||||
Na zôvy na zôvy no mifanohitry ny ariky amin-jare hely mino zaho re, dia tsara aminazy nyagnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. Koa tagnagnanao no mahatonga ana ho tafintôhigny, tapaho zany.Fa tasra amina no miditra kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsy tako zay managnagna tagnagna aroa, ary handaiha agy amin'ny helo, agny amin'ny môtro tsy mety vonogny. [Fagnamarignagna: ny fandikagna tegna tsara dia tsy maintsy ny fehefanteny agny amin'ny andininy faha 44 ndraiky faha 46]
|
Loading…
Reference in New Issue