diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt index 546c384d..1ce73f0f 100644 --- a/04/10.txt +++ b/04/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 Koafa nanaokagna Jesôsy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io reo zay nariny Azy avakeo reo mpianany aroa ambinifôlo.\v 11 Nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: " Areo no namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-Jagnahary. Fao ho an-jareo lehy akagny vailany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hizahavan-jareo, ia hizaha zareo, kanaifa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagna hitandrignesan-jareo, ia haharegny zareo, kanaifa tsy hahay zany, na koa himpôdy zareo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file +\v 10 Koafa nanaokagna Jesôsy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io reo zay nariny Azy avakeo reo mpianany aroa ambinifôlo.\v 11 Nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: " Areo no namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-Jagnahary. Fao ho an-jareo lehy akagny vailany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hizahavan-jareo, ia hizaha zareo, kanaifa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagna hitandrignesan-jareo, ia haharegny zareo, kanaifa tsy hahay zany, na koa himpôdy zareo kay hamindra fô amin-jareo Zagnahary." \ No newline at end of file