auto save
This commit is contained in:
parent
77afea7061
commit
0f6be14f55
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 15Nihinagna tao an-tragnon'i Levy Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpanota fôntry no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka Azy.\v 16Ary reo mpanôra-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky mpanota?"
|
||||
\v 15Nihinagna tao an-tragnon'i Levy Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpanota fôntry no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fao fôntry zareo tao aveo nangaraka Azy.\v 16Ary reo mpanôratra lalàna, zay Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mpanota sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky mpanota?"
|
Loading…
Reference in New Issue