Thu Oct 17 2019 11:52:39 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 11:52:40 -04:00
parent 6040fa6c99
commit 0eec2ec080
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 Tamin'ny ariva io fogna, tafarany maty masaova, dia nihentinjareo tamin'Azy ny marary juaby na misy masantôko. \v 33 Tafivory niaraka teo amin'ny varavaragna ny tao antanagna jiaby. \v 34 Nampahivagna ôlogno maro leha azon'ny azon'ny aretigny maro isankarazany Izy avy eo nandroaka masantôko maro fa tsy navela hivolagna ireo masatôko satria nahay Azy zare.
\v 32 Tamin'ny ariva io fogna, tafarany maty masaova, dia nihentinjareo tamin'Azy lehy marary juaby na misy masantôko. \v 33 Tafivory niaraka teo am-baravaragna ny tao antanagna jiaby. \v 34 Nampahivagna ôlogno maro lehy nararin; aretigny maro isankarazany Izy avy eo nandroaka masantôko maro fa tsy navela hivolagna ireo masatôko satria nahay Azy zare.