From 0e085847c456e8c3f38a274016716e9a04e78555 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Thu, 17 Oct 2019 01:58:21 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 04/01.txt | 2 +- 04/03.txt | 2 +- 04/06.txt | 2 +- 04/08.txt | 2 +- 04/10.txt | 2 +- 04/13.txt | 2 +- 04/16.txt | 2 +- 04/18.txt | 2 +- 8 files changed, 8 insertions(+), 8 deletions(-) diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index f6817565..bba81dba 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -Aveo nanomboka nampianatra teo morondranomasigny koa izy, avakeo nisy ologno maro nivory nikodidigny azy. Nitsofotro tao agnatin'ny lakagna teo amin'ny ranomasigny izy, avakeo nantotry tao amin'ny lakagna izy. Ologno jiaby ndraiky nantotry teo sisin-dranomasigny. Nagnampianatra zareo raha maro tamin'ny fagnoharagna izy, avakeo tao amin'ny fampianarany, dia tô raha nikoragniny taminjareo. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Aveo nanomboka nampianatra teo morondranomasigny koa izy, avakeo nisy ologno maro nivory nikodidigny azy. Nitsofotro tao agnatin'ny lakagna teo amin'ny ranomasigny izy, avakeo nantotry tao amin'ny lakagna izy. Ologno jiaby ndraiky nantotry teo sisin-dranomasigny. Nagnampianatra zareo raha maro tamin'ny fagnoharagna izy, avakeo tao amin'ny fampianarany, dia tô raha nikoragniny taminjareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index 206c5824..f541205e 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -Tandrigneso, nisy mpamafy handaiha hamafy na hagnapariaka voa. Avakeo kofa nagnapariaka izy, dia nisy voa sasany nifafy tami'ny lalagna, kay havy vorogno avakeo nihinagna izany. Ny voa sasany niraraka tamin'ny fotaka feno vatovato, izay tsisy fotaka maro.Tonga dia nalazo izy ireo, satria tsy laligny ny fotaka nisy azy. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Tandrigneso, nisy mpamafy handaiha hamafy na hagnapariaka voa. Avakeo kofa nagnapariaka izy, dia nisy voa sasany nifafy tami'ny lalagna, kay havy vorogno avakeo nihinagna izany. Ny voa sasany niraraka tamin'ny fotaka feno vatovato, izay tsisy fotaka maro.Tonga dia nalazo izy ireo, satria tsy laligny ny fotaka nisy azy. \ No newline at end of file diff --git a/04/06.txt b/04/06.txt index fd535717..2c1502e7 100644 --- a/04/06.txt +++ b/04/06.txt @@ -1 +1 @@ -Kofa niboaka ny masoandro, dia nalazo izy ireo, avakeo satria tsisy vahany koa izy ireo, kay maigny. Ny voa sasany latsaka tamin'ny fotaka rakotro fatsiky. Avakeo niboaka nahay giaida ireo ireo fatsika ireo kay nampijaly azy, kay tsy magnaboaka taignany. \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 Kofa niboaka ny masoandro, dia nalazo izy ireo, avakeo satria tsisy vahany koa izy ireo, kay maigny. Ny voa sasany latsaka tamin'ny fotaka rakotro fatsiky. Avakeo niboaka nahay giaida ireo ireo fatsika ireo kay nampijaly azy, kay tsy magnaboaka taignany. \ No newline at end of file diff --git a/04/08.txt b/04/08.txt index 06c53326..27acbd2a 100644 --- a/04/08.txt +++ b/04/08.txt @@ -1 +1 @@ -Ny voa sasany latsaka tamin'ny fotaka tsara ndraiky namokatra voaagnatiny izy mitombo aveo nahay fontry, avakeo ny sasany nisosoko telopolo ambon'ny lehy teo, ny sasany enimpôlo, avakeo ny sasany zato", Ninainagna koa izy avy teo hoe: "Ze ologno misy sofigny entigny mitandregny, izy tôkony hitandregny!" \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 Ny voa sasany latsaka tamin'ny fotaka tsara ndraiky namokatra voaagnatiny izy mitombo aveo nahay fontry, avakeo ny sasany nisosoko telopolo ambon'ny lehy teo, ny sasany enimpôlo, avakeo ny sasany zato", Ninainagna koa izy avy teo hoe: "Ze ologno misy sofigny entigny mitandregny, izy tôkony hitandregny!" \ No newline at end of file diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt index f1555a28..6d161c89 100644 --- a/04/10.txt +++ b/04/10.txt @@ -1 +1 @@ -Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ologno nariny azy aveo ireo mpianany aroa ambinifolo. Ninainagn'izy taminjareo hoe: " Areo no ologno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ologno akagny velany agny dia ohatra aby, mbô amin'ny fotoagna hijerevan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 \v 12 Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ologno nariny azy aveo ireo mpianany aroa ambinifolo. Ninainagn'izy taminjareo hoe: " Areo no ologno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ologno akagny velany agny dia ohatra aby, mbô amin'ny fotoagna hijerevan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index b427d00a..f30d226e 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -Ninainagna koa izy tamin'izy ireo hoe: "Tsy azonareo moa zany fagnoharagna zany? Akory izany no mbô hahazahoanareo ireo fagnoharagna hafa jiaby? ny ologno mpamboly izay mamafy ny voa dia ny ologno araiky izay mamafy ny teny. Ireto no ilay niraraka tamin'ny lalagna, izay namafazagna ny teny, kôfa regnin-jareo izany, dia tonga dia havy masantôko avakeo hangalatra ny teny izay napariaka tamin-jareo. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 \v 15 Ninainagna koa izy tamin'izy ireo hoe: "Tsy azonareo moa zany fagnoharagna zany? Akory izany no mbô hahazahoanareo ireo fagnoharagna hafa jiaby? ny ologno mpamboly izay mamafy ny voa dia ny ologno araiky izay mamafy ny teny. Ireto no ilay niraraka tamin'ny lalagna, izay namafazagna ny teny, kôfa regnin-jareo izany, dia tonga dia havy masantôko avakeo hangalatra ny teny izay napariaka tamin-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/16.txt b/04/16.txt index cf30158c..375b94f5 100644 --- a/04/16.txt +++ b/04/16.txt @@ -1 +1 @@ -Ireto no ny voafafy tamin'ny fotaka feno vatovato izany, koafa nangala ny koragna, tonga dia nangala tamim-piravoravoagna. Tsisy vahany ao amin'izy ireo, fô matagna fotoagna fohy fogna. Dia tonga ny andro fijaliagna na ny fagnindriagna nohon'ny teny, kay tonga dia lavo izy ireo. \ No newline at end of file +\v 16 \v 17 Ireto no ny voafafy tamin'ny fotaka feno vatovato izany, koafa nangala ny koragna, tonga dia nangala tamim-piravoravoagna. Tsisy vahany ao amin'izy ireo, fô matagna fotoagna fohy fogna. Dia tonga ny andro fijaliagna na ny fagnindriagna nohon'ny teny, kay tonga dia lavo izy ireo. \ No newline at end of file diff --git a/04/18.txt b/04/18.txt index 196c2d72..08dd8982 100644 --- a/04/18.txt +++ b/04/18.txt @@ -1 +1 @@ -Ireo hafa koa no voafafa tamin'ny tany feno fatsika, regnin-jareo ny koragna, fa ny fisalasalan'ny tany jiaby, ny famitahan'ny fananana, avakeo ny filàgna raha hafa dia tafitsofotro kay manabataba ny teny, kay tsy mamoa vokatra izany. Avakeo lehy voafafy tamin'ny fotaka manjary raha dia ireo izay mitandregny ny koragna avakeo mangala izany, kay namoa vokatra izy ireo telopôlo, enimpôlo, na nitômbo zato ambonin'izay voa nafafy." \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 \v 20 Ireo hafa koa no voafafa tamin'ny tany feno fatsika, regnin-jareo ny koragna, fa ny fisalasalan'ny tany jiaby, ny famitahan'ny fananana, avakeo ny filàgna raha hafa dia tafitsofotro kay manabataba ny teny, kay tsy mamoa vokatra izany. Avakeo lehy voafafy tamin'ny fotaka manjary raha dia ireo izay mitandregny ny koragna avakeo mangala izany, kay namoa vokatra izy ireo telopôlo, enimpôlo, na nitômbo zato ambonin'izay voa nafafy." \ No newline at end of file