From 0c2573ea776fd6123c54fbf03fba26b849d6e66c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Fri, 25 Oct 2019 01:58:55 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 09/17.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/17.txt b/09/17.txt index d9886711..4562572e 100644 --- a/09/17.txt +++ b/09/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 Ary nisy araiky taminjareo vahoaka namaly Azy hoe: "Mpagnanatra ô, nindesiky aketo aminao ny zanako lalahy. Misy fagnahy maloto tsy mampivolagna azy izy. \v 18 Manambotro azy io kay mandavondavo azy aveo mifaotafaota izy, mihidy nify, ary nanjary mihainjagna izy. Nangavigny tamin'iregny mpianatra zaho mbo hagnaboka zany hiala amin'azy, kanaifa tsy vitan-jareo zany.\v 19 "Ary namaly zareo Izy hoe: "ô areo taranaka tsy mino, baroko afiriagna no hibidaohako eto aminareo?" Baroko afiriagna no hadifairako aminareo? Ndeso atô aminaha izy." \ No newline at end of file +\v 17 Ary nisy araiky taminjareo vahoaka namaly Azy hoe: "Mpagnanatra ô, nindesiky aketo aminao ny zanako lalahy. Misy fagnahy maloto tsy mampivolagna azy izy. \v 18 Manambotro azy io kay mandavondavo azy aveo mifaotafaota izy, mihidy nify, ary nanjary mihainjagna izy. Nangavigny tamin'iregny mpianatrao zaho mbo hagnaboaka zany hiala amin'azy, kanaifa tsy vitan-jareo zany.\v 19 "Ary namaly zareo Izy hoe: "Oa taranaka tsy mino, baroko afiriagna no hibidaohako eto aminareo?" Baroko afiriagna no hadifairako aminareo? Ndeso atô aminaha izy." \ No newline at end of file