auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-24 10:04:55 -04:00 committed by root
parent 9b091b120c
commit 0bb904dff7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8Fao Jesôsy nahay avy hatrany tao amin'ny fagnahianazy ny raha niminiminen-jareo. kay nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: " Nagnino moa areo mieritreritra raha magnan-jany akao am-pônareo?\v 9Ino moa môramôra mivôlagna amin'ny lalahy malemy io hoe: ' voavaila ny helokoa sa ny hoe: 'Mitsangàna, batay fandriagnanao, avakeo mandiana'?
\v 8Fao Jesôsy nahay togna tao amin'ny fagnahianazy ny raha niminiminen-jareo. kay nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: " Nagnino moa areo mieritreritra raha magnan-jany akao am-pônareo?\v 9Ino moa môramôra mivôlagna amin'ny lalahy malemy io hoe: ' voavaila ny helokoa sa ny hoe: 'Mitsangàna, batay fandriagnanao, avakeo mandiana'?