auto save
This commit is contained in:
parent
a735de3baa
commit
0ad3ae952f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 39Aviteo nagnirako ôlogno jiaby hantotry mitsitrôkotrôko amin'ny ahitra mahitso Izy.\v 40Zareo aviteo nantotry araka amin'ny trôkony; tokony dimampôlo ambiny zato zareo. \v 41 Nalainy mofo dimy sindraiky lako aroa, aviteo nizaha lagnitry Izy salakady nankasitraka aveo nagnamia mofo tamin'ny mpianatra nazy mba hagnamezan-jareo azy amin'ôlogno. Aveo lako dimy koa norasaigny tamin-jareo aby.
|
||||
\v 39Aviteo nagnirako ôlogno jiaby hantotry mitsitrôkotrôko amin'ny ahitra mahitso Izy.\v 40Aviteo nantotry araka amin'ny an-tokony zareo; tokony dimampôlo ambiny zato zareo. \v 41Nalainy mofo dimy sindraiky lako aroa, aviteo nizaha lagnitry Izy salakady nankasitraka aveo nagnamia mofo tamin'ny mpianatranazy mba hagnamezan-jareo azy amin'ôlogno. Aveo lako dimy koa norasaigny tamin-jareo aby.
|
Loading…
Reference in New Issue