diff --git a/13/17.txt b/13/17.txt index ce4cb7d3..f2b25685 100644 --- a/13/17.txt +++ b/13/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 20 Lozanareo vaiavy bikibo sindraiky mampinono amin-jany andro zany. \v 18 mivavaha areo mba tsy ho amin'ny rirignigny haviany zany, \v 19 avakeo hisy fijaliagna geda, raha mbola tsary nisy letry tamin'ny voalohany, koa fa namorogno tô tany tô Zagnahary kay bariky niany, tsia, ary bariky dintany tsy ho hisy eky. Izy koa tsy nagnahaignany tompo andro zany, dia tsy hisy nôfo hovonjegny. Fa nohon'ny ôlogno voafidy, lehy nifidiny,aveo nikarakarainy andavan'andro. \ No newline at end of file +\v 17 Lozanareo vaiavy bikibo sindraiky mampinono amin-jany andro zany. \v 18 mivavaha areo mba tsy ho amin'ny rirignigny haviany zany, \v 19 avakeo hisy fijaliagna geda, raha mbola tsary nisy letry tamin'ny voalohany, koa fa namorogno tô tany tô Zagnahary kay bariky niany, tsia, ary bariky dintany tsy ho hisy eky. \v 20 Izy koa tsy nagnahaignany tompo andro zany, dia tsy hisy nôfo hovonjegny. Fa nohon'ny ôlogno voafidy, lehy nifidiny,aveo nikarakarainy andavan'andro. \ No newline at end of file