auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-21 01:30:13 -04:00 committed by root
parent 47a038fab8
commit 0a0ba19100
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Ary mboala nanagna lako madiniky vitsivitsy koa zareo, koafa afavy nagnamia misaotra reo Izy, dia nagniraka reo mpianatra mbô hinagna zany koa Izy. \v 8 Dia nihinagna zareo kay vôky, avkeo nalain-jareo ny lambilambiny tavaila, zay mboala nahafeno garaba fito giaida. \v 9 Tôkony ho efatr'arivo teeo ho eo ôlo gno taminny zany. Avakeo dia nalaifan'ny nôdy zareo. \v 10 Tonga dia nakatra tao agnatinny lakagna niaraka taminny reo mpianany Izy, ary nandaiha tagny amikn'ny faritr'i Dalmanota zareeo.
\v 7 Ary mboala nanagna lako madiniky vitsivitsy koa zareo, koafa afavy nagnamia misaotra reo Izy, dia nagniraka reo mpianatra mbô hinagna zany koa Izy. \v 8 Dia nihinagna zareo kay vôky, avakeo nalain-jareo ny lambilambiny tavaila, zay mboala nahafeno garaba fito giaida. \v 9 Tôkony ho efatr'arivo teo ho eo ôlogno taminny zany. Avakeo dia nalaifan'ny nôdy zareo. \v 10 Tonga dia nakatra tao agnatinny lakagna niaraka taminny reo mpianany Izy, ary nandaiha tagny amikn'ny faritr'i Dalmanota zareeo.