auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-22 02:54:19 -04:00 committed by root
parent 014a2075f3
commit 0801e7f4c9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 \v 24 \v 25 Izy koa mboala teo am-pinanagna zareo, dia nangala ny môfo i Jesôsy, nagnamia misaotra, avakeo nirasainy zany. Namiany zareo zany salakady nagnano hoe: "Alaivo, tô no vatagnanaha." Dia nangala ny kapoaka Izy, nagnamia misaotra, avakeo nagnamia zany zareo, samy nigiaka tamin'ny zany zareo jiaby. Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Tô ny lion'ny fagnikiaiham-pihavagnako, lio lehy alatsaka hamiagna ny maro. Ambarako areo marigny, tsy higiaka tô vokatra ny voaloboko tô aky Zaho papiky
\v 22 \v 23 \v 24 \v 25 Izy koa mboala teo am-pinanagna zareo, dia nangala ny môfo i Jesôsy, nagnamia misaotra, avakeo nirasainy zany. Namiany zareo zany salakady nagnano hoe: "Alaivo, tô no vatagnanaha." Dia nangala ny kapoaka Izy, nagnamia misaotra, avakeo nagnamia zany zareo, samy nigiaka tamin'ny zany zareo jiaby. Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Tô ny lion'ny fagnikiaiham-pihavagnako, lio lehy alatsaka hamiagna ny maro. Ambarako areo marigny, tsy higiaka tô vokatra ny voaloboko tô aky Zaho papiky havy koa ny andro zay higiahako zany akagny amin'ny Fanjakan-Jagnahary."