auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-24 01:36:44 -04:00 committed by root
parent 8b09b4cd45
commit 072c68d029
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16Nihinagna tao an-tragnon'i Levi Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary maro no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka azy.\v 15Ary reo mpanôra-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky mpanota?"
\v 15Nihinagna tao an-tragnon'i Levi Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary fôntry no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka Azy.\v 16Ary reo mpanôra-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky mpanota?"