Thu Oct 17 2019 10:08:09 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 10:08:10 -04:00
parent 2fc75849cf
commit 066402da49
3 changed files with 5 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 1 \v 1 Tô ny niantomboahan'ny vaovao mahafalin'i Jesossy Kristy, lehy Zanaka Zagnahary. \v 2 Araka voasaoratra amin'n Isaia mpagnazary hoe : " tô, Zaho magniraka iraka alohaka Anao, lehy hagnajary lalagna nao. \v 3 Misy feo magnantso mafy agny antany maty magnanjany: " atôvo lalagna ny Tompo; atôvo mahitsy lalagna ho mboany.''
\c 1 \v 1 Tô ny niantomboahan'ny vaovao mahafalin'i Jesossy Kristy, lehy Zanaka Zagnahary. \v 2 Araka voasaoratra amin'n Isaia mpagnazary hoe : " tô, Zaho magniraka iraka alohaka Anao, lehy hagnajary lalagna nao. \v 3 Misy feo regny magnantso mafy agny antany maty hoe: " atôvo lalagna ny Tompo; atôvo mahitsy lalagna ho mboany.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Niboaka Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avy eo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. Ny tanin'ny Joda jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia nagnontany azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôry ny jordana zareo, kofa nagneky ny fahadisoany. Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimbôko agnandilany, avy eo mendry ndraiky fandrama no hoaniny.
\v 4 Niboaka Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avy eo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. \v 5 Ny tanin'ny Joda jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia nagnontany azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôry ny jordana zareo, kofa nagneky ny fahadisoany. \v 6 Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimbôko agnandilany, avy eo mendry ndraiky fandrama no hoaniny.

View File

@ -35,5 +35,7 @@
"translators": [
"LAPTOP-IQHM9IOH"
],
"finished_chunks": []
"finished_chunks": [
"01-01"
]
}