Fri Oct 25 2019 08:50:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 08:50:32 -04:00
parent 1496facc9c
commit 0552341f78
2 changed files with 1 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Ary koafa nandaiha nitsaka ndraiky Jesôsy, tamin'ny lakagna, dia igny nisy ôlogno maro taigna maro nivôry nqgnodidigny Azy, koafa teo amorondranomasigny igny Izy. \v 22 Aveo avy ny araiky amin-jareo mpitariky ny synagoga, antsôvigny hoe Jairo, koafa nahita Azy, dia nondriky tamin'ny hogony. \v 23 Nangavigny lalandava izy, naganano hoe: "Marary mafy afa hofoaty ny zanako vaiavy. Miangavy anao zaho, avia, aveo apitraho aminazy ny tagngnanao mbô hahivagna izy." \v 24 Dia lôsogno niaraka tamin'Azy Izy, ary ôlogno taigna maro no nagnaraka ndraiky nagnety nagnodidigny Azy.
\v 21 Ary koafa nandaiha nitsaka ndraiky Jesôsy, tamin'ny lakagna, dia igny nisy ôlogno maro taigna maro nivôry nagnodidigny Azy, koafa teo amorondranomasigny igny Izy. \v 22 Aveo avy ny araiky amin-jareo mpitariky ny synagoga, antsôvigny hoe Jairo, koafa nahita Azy, dia nondriky tamin'ny hogony. \v 23 Nangavigny lalandava izy, naganano hoe: "Marary mafy afa hofoaty ny zanako vaiavy. Miangavy anao zaho, avia, aveo apitraho aminazy ny tagngnanao mbô hahivagna izy." \v 24 Dia lôsogno niaraka tamin'Azy Izy, ary ôlogno taigna maro no nagnaraka ndraiky nagnety nagnodidigny Azy.

View File

@ -65,7 +65,6 @@
"05-14",
"05-16",
"05-18",
"05-21",
"05-25",
"05-28",
"05-30",