auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-25 02:35:37 -04:00 committed by root
parent a8feb20700
commit 0537582b71
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahin'i Heroda aviteo izy nagnasa reo ôlogno maventiny, sindraiky mpifehy, aveo zareo mpitarika Galilia. \v 22 Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fagnasagna ny zanakavavin'i Herodiasy aviteo izy nandihy hoan-jareo teo, kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay nivôlagna mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby."
\v 21Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahin'i Heroda aviteo izy nagnasa reo ôlogno maventiny, sindraiky mpifehy, aveo zareo mpitarika Galilia. \v 22 Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fagnasagna ny zanakavavin'i Herodiasy aveo izy nandihy hoan-jareo, kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay nivôlagna mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby."