From 03756ea7ef51cc04d37d82513bda4140820a2d81 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD107 <> Date: Fri, 18 Oct 2019 05:01:17 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 13/24.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/24.txt b/13/24.txt index a816889a..53c8b2a7 100644 --- a/13/24.txt +++ b/13/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24Naifa afaran'ny reo andro reo, mahay mahizigny fogna masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, \v 25aveo lakintagna hiraraka avy amboniny lagnitry, avakeo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. \v 26Kay ho hitan-jareo zanak'ôlogno avy amin'ny rôndro amin'ny angôvo gaida sidraiky voninahitra. \v 27 Avakeo hagniraka anjely Izy hamôry miaraka amin'ny ôlogno voafidiny avy ankagny amin'ny vazan-tany efatra, avy ankagny amin'ny farany tany bariky ankagny amin'ny farany lagnitra. \ No newline at end of file +\v 24Naifa afaran'ny favoazagn'reo andro reo, mahay mahizigny fogna masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, \v 25aveo lakintagna hiraraka avy amboniny lagnitry, avakeo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. \v 26Kay ho hitan-jareo zanak'ôlogno avy amin'ny rôndro amin'ny angôvo gaida sidraiky voninahitra. \v 27 Avakeo hagniraka anjely Izy hamôry miaraka amin'ny ôlogno voafidiny avy ankagny amin'ny vazan-tany efatra, avy ankagny amin'ny farany tany bariky ankagny amin'ny farany lagnitra. \ No newline at end of file