auto save
This commit is contained in:
parent
9c3f419bee
commit
021c9ba0f6
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 31 Nifampandiniky miaraka zareo sady nimalo ndraiky nivolagna hoe: "Koa valian-tsika hoe: "Avy agny an-dangitry, dia hivaolagna Izy hoe: "Fa nagnino ary moa tsy nankatô azy areo?\v 32 "Izikoa mamaly atsika hoe: "Avy amin'ny ologno,....." Natahotro ny ologno zareo, satria resy lahatra ny ologno jiaby fao Jaona mpagnazary tatôbe.\v 33 Avy eo namaly an'i Jesôsy zareo kay nagnano hoe: "Tsy hainay." Dia nivolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Zaho tô koa tsy hagnambara aminareo hoe fahafana avy aiza no hagnanaovako regny raha regny."
|
||||
\v 31 Nifampandiniky miaraka zareo sady nimalo ndraiky nivolagna hoe: "Koa valian-tsika hoe: "Avy agny an-dangitry, dia hivaolagna Izy hoe: "Fa nagnino ary moa tsy nankatô azy areo?\v 32 "Izy koa mamaly atsika hoe: "Avy amin'ny ôlogno,....." Natahotro ny ôlogno zareo, satria resy lahatra ny ôlogno jiaby fao Jaona mpagnazary tatôbe.\v 33 Avy eo namaly an'i Jesôsy zareo kay nagnano hoe: "Tsy hainay." Dia nivaolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Zaho tô koa tsy hagnambara aminareo hoe fahafana avy aiza no hagnanaovako regny raha regny."
|
Loading…
Reference in New Issue